|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandoa
Fototeny  2 loa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamoaka zavatra nohanina amin' ny vava indray: Mandoa matetika ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to vomit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 vomir [1.3, 1.8]
Ohatra  7  mandoa matetika ity marary ity (Ce malade vomit souvent) [1.3]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  13  Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)14  mandoa
Fototeny  15 loa
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17 Manefa: Mandoa trosa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 to pay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 payer [1.3, 1.8]
20 rembourser, restituer [1.3]
Ohatra  21  mandoa hàba ny mpivarotra rehetra (Tous les marchands paient patente) [1.3]
22  mandoa 1000 ariary izay tratra tsy nandoa ny anjarany. [2.508]
Haiendriteny 
23  Ny ankehitriny :
24  Ny lasa :
25  Ny hoavy :
26  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  28 mandao, mandoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17