|
|
|
|

Teny iditra1  mandevin-tsaina
Singan-teny  2 mandevina, 3 saina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 tsy be teny amin' izay heviny fa mangina tanteraka; manafina, tsy milaza izay heviny; mody adala ka miseho ho tsotra be nefa fangoloka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be laconic, to conceal one's opinion, to be non-comittal [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Enterrer son esprit. Se disait de ceux qui refusent de donner leur avis ; se disait aussi de ceux qui agissent avec ruse et duplicité. [2.415#6509]
8 être laconique, cacher ses sentiments, cacher ses pensées [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12