Entrée | mandefona ivoho | |
Mots élémentaires | mandefona ; ivoho | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Mamely tsy mifanatrika, manao teti-dratsy amin' ny olom-pantatra izay mody isakaizana [1.1] | |
Exemples | Olona osa kosa ny toy ireny, ka mandefona ivoho hoatra ny zanak' anabavy ratsy.
[2.285] | |
Mis à jour le 2023/10/04 |