|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mandefona |
| Fototeny | 2 lefona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manatsatoka lefona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to spear
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 sagayer
[1.8] |
| Ohatra |
7 mandefona ny foko hatramin' ny hira mahafinaritra sy ma-miko lahy!
[2.499#]
8 Fanaon'io zanany io hono ny mampilalao ny olona " manao kivoaivoay " ka mahafinaritra azy ny mandefona ny olona ao anaty rano! [2.508#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13 mandefona ivoho |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 mandefòna |
| Fototeny | 16 lefona |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandefona [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | mandefòna, mandefona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|