Entrée |
mandefitra
(lefitra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka ¶ Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona ¶ Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to endure, to suffer; to show forbearance [Hallanger 1973]
|
Traduction française | supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|