Entrée mandefa (lefa)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka
¶ Mampitondra: Nandefa taratasy any amin' ny rainy izy
¶ Mitifitra, mitoraka amy...: Mandefa basy iray vava
¶ Manafaka, mamotsotra: Mandefa sambobelona
¶ Mamoaka: Mandefa teny tsy voahevitra ianao izany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to set at liberty; to send, to ship [Hallanger 1973]
Traduction française libérer; envoyer, expédier [Hallanger 1974]
Morphologie 
mandefa
nandefa
handefa
mandefà, mandefasa
Exemples 
1Mandefa taratasy aminareo ve izy? [Andraina: Mitaraina, page 250]
2Ary dia mandefa basy sy tafondro botsaka amy ny andro isoratana. [Callet: Tantara, page 76]

Entrée mandefà (lefa)
Partie du discours impératif du verbe actif mandefa [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise  [Richardson 1885]
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31