Entrée mandao (lao)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mamela hijanona fa lasa mandeha: Nitomany izy nandao ny havany [1.1]
Explications en anglais to forsake, to go away [1.2]
 to leave, to abandon [1.7]
Explications en français quitter, abandonner [1.8]
Morphologie 
mandao
nandao
handao
mandaova, mandaoza
Mots composés 
Exemples 
1Ny vorompotsy tsy mandao omby [2.131]
2Tsy mandao ny tenany intsony ny fofo-pahitra hatramin' ny niasany tamin' io toerana io. [2.470]
Proverbes 

Anagrammes mandoa

Mis à jour le 2023/01/20