|
|
|
|

Teny iditra 1  mandany
Fototeny  2 lany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mihinana: Mandany vary intelon' ny kapoaka isan' andro izy
5 Mandritra: Mandany vola betsaka ny fanaovan-trano ankehitriny
6 Manapitra: Handany ny volana Avrily any Toamasina izahay
7 Manary: Nandany ny androko ny fiandrasako anao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to spend, to consume; to agree; to be allowed to suckle at will, as a young calf [1.2]
9 to use up, to consume [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 épuiser; consommer; agréer, approuver [1.8]
11 dépenser [1.13]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Mpanahaka  16  mamafykatrana, 17  manaotovolahymahitafotsimbary, 18  manelyvory, 19  miredareda, 20  mirobaroba, 21  mirodaroda, 22  mitahiryankarondoabody, 23  mitobatoba, 24  nyazoaniolanyanio, 25  tondrakaaniomananjara, 26  tsymitsapanyfarany, 27  tsymitsapanylany, 28  tsymitsinjovodiandrohomarika, 29  tsymitsitsy
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  mandany, 32 mandina, 33 maninda, manindà

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07