|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitahiry an-karon-doa-body |
| Singan-teny | 2 mitahiry, 3 harona, 4 loaka, 5 vody |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 enti-milaza izay olona tsy mba manangona fa mandany izay rehetra azony; tsy mba mitsitsy fa izay rehetra azo lanina avokoa
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Se disait de ceux qui dépensent follement leurs biens
[2.415#2354] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|