|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mandanona
Fototeny  2 lanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mangorona sy mampirina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to collect, to gather. It is only used when the object, rice, clothes, etc., is joined to it [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 mettre en tas, accaparer, acheter en grand [1.3#386]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  mandañona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mamory, milomano [Sihanaka] [1.78]
14 manangona, mamory [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)15  mandanòna
Fototeny  16 lanona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 Manandona, mandañona, mandanòna, mandanona, 19 manondana, manondàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21