|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lanòna
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mitovy amin'ny lalòna [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 comme lalòna [1.3#386]

Teny iditra (2/3)5  lanona
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 assemblage, rassemblement, réunion [1.3#386]
Ohatra  9  Vetivety dia vory lanona izahay. [2.643#]
10  Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny. [2.528#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19 lanom-be

Teny iditra (3/3)20  lanona
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22 lanonana [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  23 a song, a chant [Provincial] [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :

Fivaditsoratra  lanona, lanòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21