|
|
|
|

Teny iditra 1  mandanilany
Fototeny  2 lanilany
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Faly ery Ramatoa fa tsy nandanilany vola ny vadiny; [2.470#11]
5  Ny tany tsy sahiran-drano dia mandanilany foana ny rano ao aminy. [2.445#53]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26