|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lanilany
Fototeny  2 lany
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra  4  Dia lanilany ho azy eny foana ilay telo arivo. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)6  lanilany
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Ny faritra ambony amin' ny aty vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 the extremity of the jaw [1.2]
10 the palate of the mouth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 le palais de la bouche [1.3, 1.8]
Ohatra  12  Ny molotra, ny lanilany, ny takolaka kila daholo; [2.4]
Voambolana  13  Haiaina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 lalinina, lanilany

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02