|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandaka
Fototeny  2 daka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitsipaka, mamely amin' ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona
5 Manohitra: Tsy mandaka ny hevitrao akory aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to kick [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 donner des coups de pied, ruer: Mahery mandaka io ramole io (Ce mulet rue beaucoup) [1.3]
Ohatra  8  Tsy maintsy ampandroina sy borosiana amin' ny ranon' Anosizato ny soavaly ka tambatambazana tsara ery sao mandaka. [2.470#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 mandakolahy
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  mandakà
Fototeny  16 daka
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandaka [Fitanisana]

Fivaditsoratra  mandakà, mandaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21