Entrée manavy (avy)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Marary ka mafana ny tena (ny anton' ny fitomboan' ny hafanana dia ny fisian' ny zavatra na mikraoby na poizina ateraky ny zava-pihinana efa simba na fanafody sasany tafiditra any amin' ny tena, tonga any amin' ny ra ka manapoizina azy) [1.1]
Explications en anglais To be ill with fever. So called perhaps because of its intermittent character. [1.2]
 Slightly ill [1.7]
Explications en français être un peu malade, qui a de la fièvre [1.8]
Exemples 
1Ary misy manavy, dia asieny mafy dia maty. [2.59]
2Manavy ve ianao, sombinaiko, no izao ka dia mbola ato ihany? [2.643]
Vocabulaire 

Entrée mañavy
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Sihanaka] Tezitra [1.78]
  [Tanala] Tezitra, misafoaka, mihetsika: Mañavy koa ny ôlane (añavian'ny andro tsarane) [1.78]
Vocabulaire 

Entrée manavy
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lavalava vatana toy ny totozy, nefa mitarehim-borona manana elatra (iray tarika: manavibe, manavikely, fanihy ) [1.1]
  [Tambahoaka] Ramanavy [1.78]
Explications en anglais A small bat [1.7]
Explications en français Chauve-souris [1.54, 1.8]
Vocabulaire 
Synonymes ramanavy
Analogues  fanihy
Proverbes 
Articles 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20