|
|
|
|

Teny iditra1  manavovona
Fototeny  2 vovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao antontany, mampifanongoa, manavosa:
5 Manavovona kitay ~
6 Nanavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy
[1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 manasavovona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17