|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manasavovona
Fototeny  2 savovona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampifanongoa, manavosa: Nanasavovona ny fanaka rehetra taoan-tokotany izy aloha vao lasa nitady fiara hitatitra azy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 manavovona

Teny iditra (2/2)10  manasavovòna
Fototeny  11 savovona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manasavovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  manasavovòna, manasavovona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21