|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vovona
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Avosa, fanaovana antontany. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Teny iditra (2/4)9  vovona
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11 Ny volon' ny biby ao an-katoka izay hita mitsangana rehefa taitra izy na tezity
12 Ny riran-damosin' ny hazandrano. [1.1]
Voambolana  13  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  14 vombo, vombona
Kamban-teny rehetra  15 manangam-bovona

Teny iditra (3/4)16  vovona
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 vovonana, tafontrano [Taisaka] [1.78]
[1.1]

Teny iditra (4/4)19  vovoña
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 loharano kely tsy mandeha [Tambahoaka] [1.78]
22 dobo [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  vovoña, vovona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21