|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manatontosa
Fototeny  2 tontosa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao tsara tanteraka: Manatontosa ny adidy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to complete a thing, to finish a work [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 compléter, terminer un travail [1.8]
Ohatra  7  Ry zareo anefa no tena manatontosa ny fahalavorarian' ny Gethsemania. [1.369#]
8  Raha tiana ny hankatoavana ny fandehan' ny fifidianana eto Madagasikara dia tsy maintsy manatontosa ny andraikiny ny CENIT. [4.27#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  manatontosà
Fototeny  14 tontosa
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manatontosa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manatontosà, manatontosa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21