|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manatatra |
| Fototeny | 2 tatatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao tatatra
5 Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [1.1] 6 manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to dig water-channels in
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 creuser des canaux ou rigoles
[1.8] 9 drainer [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 14 mitatatra |
| Teny iditra (2/2) | 15 mañatatra |
| Sokajin-teny | 16 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 (hozatra) mitsotsotra am-pandriana
[Bezanozano]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | manatatra, mañatatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|