|
|
|
|

Teny iditra1  manatantavana
Fototeny  2 tantavana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampandalo rano na zavatra hafa amin' ny tantavana na amin' ny lamba; manasivana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to filter, to strain liquids [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 filtrer un liquide [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12