Entrée | tantavana | |||||||||||||||
Partie du discours | nom | |||||||||||||||
Explications en malgache | Fitaovana misy loadoaka ampandalovana rano miharo ventin-javatra na loto, ka mandeha ny ranony fa mijanona kosa ny ventiny na ny loto; sivana [1.1] | |||||||||||||||
Fitaovana tantera-drano anasarahana ny ranoka sy ny faikany [1.13] | ||||||||||||||||
Explications en français | Filtre, filtrant [1.13] | |||||||||||||||
Dérivés |
| |||||||||||||||
Analogues | sivana | |||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |