Entrée manary dia (ary, dia)
Partie du discours locution
Explications en malgache manao izay tsy hifantohan' ny saina aman' eritreritra amin' ny zavatra iray; manao izay tsy hieritreretana zavatra iray manahirana na manorisory ny saina [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to diverge from, to divert attention from. See ary dia [Richardson 1885]
 to distract someone's attention [Hallanger 1973]
Explications en français distraire, détourner l'attention [Hallanger 1974]
Analogues  mañaridia

Mis à jour le 2020/07/31