|
|
|
|

Teny iditra1  manaramody
Singan-teny  2 manaraka, 3 mody
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Fanafody manaraka ilay asiany ary mamono azy amin' ny farany [1.1]
Ohatra  6  ny haroka àty, ny tendry hatoka, ny tsongo dia raodia, ny manaramody, ny fehy tratra, ny vorika, ny voankanina, ny tadilava, ny vahimaika, ny mampandry, ny lahianio, ny ody fitia. [2.508#]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12