|
|
|
|

Entrée1  manaraby (haraby)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Maneso; mamazivazy [1.1]
Explications en anglais  4  to jeer at, to ridicule. [1.2, 1.7]
Explications en français  5  railler; ridiculiser [1.8]
Exemples  6  Izay rehetra mahita ahy, manaraby ahy avokoa [2.996]
7  Dray, hoy aho mba manaraby, hono, izany, tokony hanoratra an-gazety ianao ity, fa mahita zavatra holazaina mihitsy. [2.4#]
Morphologie 
8  Présent :
9  Passé :
10  Futur :
11  Impératif :

Anagrammes  12  anambary, manaraby

Mis à jour le 2022/09/08