|
|
|
|

Entrée1  manapaka
Radical  2  tapaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mandidy zavatra amin-java-maranitra na amin' ny fomba hafa ka tarangana mizara roa misaraka ilay zavatra: Nisy nanapaka na pensiliko
5  Mampiato, mampijanona: Aza misy manapaka ny teniko
6  Mandidy: Iza no afaka hanapaka ny amin' ny aiko sy ny fananako
7  Tsy tonga miasa na mianatra: Tsy mbola nanapaka io mpiasa io hatramin' ny nidirany [1.1]
Explications en anglais  8  to cut off, to cut across
9  to settle or decide; to rule; to govern [1.7]
Explications en français  10  couper en travers
11  décider; gouverner [1.8]
12  trancher, couper [1.13]
Exemples  13  Renilezo mihitsy no manapaka ny zavatra rehetra. [2.324]
14  Ny fahatelo, atsimo mianavaratra, manapaka ireo roa voalohany, miala any Antanambao ary mivarina any Alaotra, misy tokony ho 30 kilaometatra. [2.472]
Morphologie 
15  Présent :
16  Passé :
17  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  23  ampakana, ampanàka, manapaka

Mis à jour le 2023/01/20