Entrée manao tantanan-droa lela (tao, tantanana, roa, lela)
Partie du discours expression
Définition malgache enti-milaza olona mahay mihatsaravelatsihy izay miseho ho mifankahazo amin' olona roa tsy mifanaraka [Rajemisa 1985]

2013/06/10