Entrée manao lalan-kitan-kisoa
Mots élémentaires manao ; lalan-kitan-kisoa
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza ny olona tsy mahalala afa-tsy ny lalana, na ny fomba efamahazatra falehany ihany fa tsy mba mitady hafa na vaovao; fahazarana tafahoatra tsy misy fisainana ka miverimberina tsy misy farany [1.1]
Explications en français Faire comme les cochons qui suivent toujours le même chemin (revenir toujours là où on a trouvé du plaisir) [1.3]

Mis à jour le 2023/11/20