Entrée manao fe manao (tao, fe)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to just do something, to do something without care or zeal [Hallanger 1973]
Définition française Faire à peu près, par manière d’acquit [Abinal 1888]
 faire une chose comme-ci comme-çà [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2016/09/07