Entrée mananty loza (tanty, loza)
Partie du discours locution
Définition malgache mitsena loza, mitono tena amin' ny loza, manatom-paty
¶ Manao vy very, manao anjolofo, manaboamaty, mananty voina, manao mosalahy [Rajemisa 1985]
Synonymes manaton-doza
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31