Entrée mananika (anika)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra
¶ Manamy, mamely: Manani-bohitra
¶ Efa manatona ny taona faha...: Mananika ny fahadimampolo taonany izy. [1.1]
Explications en anglais to climb up something, to ascend; to attack a town;
¶ fig.: to attempt to do a difficult thing. [1.2]
Explications en français grimper [1.13]
Morphologie 
mananika
nananika
hananika
mananiha
Exemples 
1Efa mananika ity ny trambo, mananika hatraty an-dapa! [2.528]
2Mba efa nanomboka ho lehibe rahateo izy, mananika ny fahatelopolon' ny taonany. [2.470]
3Kotsa avokoa noho ny fiantsapin' ny onja mananika ny lampihazo ny fitafianay enin-dahy. [2.471]
Proverbes 

Entrée mañanika
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Tambahoaka] mihanika, mitanika, manao toaka [1.78]
  [Sihanaka] mihanika [1.78]

Anagrammes maninaka, manakany

Mis à jour le 2023/01/20