Entrée (1/2) | 1 manangasanga (sangasanga) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache | 3 Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra ara: Iny nisy lohan' olona nanangasanga terý ambony tamboho 4 Miseho lany ka ny tendrony na ny "sangany" fotsiny no hita fa ny vatany tsy tazana: An' iza irý trano manangasanga irý [1.1] |
Explications en anglais | 5 to loom up, to appear at a distance [1.7] |
Explications en français | 6 apparaître en partie dans le lointain, comme une tête par-dessus une muraille, comme le sommet d'une montagne éloignée: Aza manangasanga foana eo am-baravarana (Ne montrez pas seulement votre tête à la porte) ~ An' iza io trano manangasanga io? (A qui appartient cette maison dont on aperçoit le sommet?) [1.3]7 se montrer vaguement au loin [1.8] |
Exemples |
8 afa-tsy ny lohan'Ibity manangasanga ao andrefana sy Ivoto-vorona [2.324] 9 Rehefa jerena eo amin' ny sary, indreny manangasanga, indro manjavozavo; [2.285#] 10 Vodilanitra mazava no tsinjony manangasanga terý amin' ny marainan1 ny fiainany. [2.499#] 11 Nampiady hevitra ireny, nitady izay fomba fihetsika hampiasaina eo anoloan' ny korontana manangasanga eo amin' ny faritany. [2.472] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 16 manangasangà (sangasanga) |
Partie du discours | 17 impératif du verbe actif manangasanga |
Tableaux et planches |
18 Tous les impératifs actifs |
Anagrammes | 19 manangasanga, manangasangà, manangasanga, manangasangà |
Mis à jour le 2023/01/20 |