Entrée manangan-jaza (tsangana, zaza)
Partie du discours locution
Définition malgache milaza ampahibemaso na eo amin' ny fanjakana fa io zaza io dia ho anisan' ny handova azy; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona dia zanahina ka mahazo mandova ny fananan' ny tena [Rajemisa 1985]
Antonymes 
Exemples ... raha mananganjaza na manary zaza manome volatsivaky [Callet: Tantara, page 305]

Mis à jour le 2020/07/31