|
|
|
|

Entrée (1/2)1  manampoka (tampoka)
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona ny fahafatesana [1.1]
Explications en anglais  4  to come upon suddenly, to surprise [1.7]
Explications en français  5  surprendre [1.3#664, 1.8]
6  arriver à l'improviste [1.3#664]
Exemples  7  Fa ahoana no manampoka! [2.356#59]
8  Fantatra ny anton' ny bararata: tsy hahazoana manampoka azy amin' ny alina; [2.472#216]

Entrée (2/2)9  manampoka (tampoka)
Partie du discours  10  verbe actif
Explications en malgache  11  Manampy rano: Iza no nanampo-drano ny divaiko teto? [1.1]
Explications en anglais  12  to soak, to steep [1.2]
13  to add cold water [1.7]
Explications en français  14  ajouter de l'eau à l'eau chaude, au vin, au rhum [1.3#664]
15  ajouter de l'eau froide [1.8]
Exemples  16  tsy mandeha an-kafetsena izahay, na manampoka ny tenin' Andriamanitra; [2.996#54.004.002]
Morphologie 
17  Présent :
18  Passé :
19  Futur :
20  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  22  mampanako, manakompà, manampoka, manompaka, mpanakamo

Mis à jour le 2023/06/17