|
|
|
|

Teny iditra1  manala satroka
Singan-teny  2 manala, 3 satroka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 manesotra ny satroka avy eo andoha ho mari-panajana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12