|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manalasala
Fototeny  2 salasala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mankeo anelanelany, afovoany; tsy mandroso tsy mihemotra
5 Mametraka eo anelanelan' ny zavatra roa
6 Miteraka fihambahambana mahatonga hisalasala: Manalasala ohatra ny vozon' akoho tanora; hanina toa taolana, avala toa nofony ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to hesitate and do nothing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 hésiter au point de ne rien faire [1.8]
Ohatra  9  manalasala tsy hita fandraisana ity ady amin' ny Anglisy ity, ka miaramila tsi-Frantsay no naroso, Malagasy indrindra izany [2.472#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  manalasa
Fototeny  16 salasala
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalasala [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manalasala, manalasalà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21