|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakorontana
Fototeny  2 korontana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manimba ny filaminana, mahatonga ny zavatra tsy ho eo amin' ny toerany intsony, mampisafotofoto: Iza no nanakorontana ny taratasiko teto ambony latabatra?
5 Mampitabataba: Nisy nanakorontana ny fanjakana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to put in disorder; to push or knock things about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 bouleverser, mettre en désordre; troubler [1.8]
Ohatra  8  ireo fetsilahy mpanararaotra ny fahorian'ny sasany hoenti-manakorontana ny filaminana mba hisamboran'izy ireny ny toerana misy lakile [2.1011#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  manakoronna
Fototeny  14 korontana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakorontana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakorontàna, manakorontana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21