|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manakambana
Fototeny  2 kambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manambatra: Manakamban-tanana
5 Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny vehivavy ho mpivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to join together, to unite [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 réunir, joindre, ajuster, unir, mettre ensemble, réconcilier; renouer une alliance [1.3]
8 joindre, unir [1.8]
Ohatra  9  Miharihary fa raha ny hamorona voan-teny tokana, toy ny hoe trano, maso, vay, saina, dia efa sarotra: ny manakambana no azo atao. [2.285#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)14  manakambàna
Fototeny  15 kambana
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakambana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manakambàna, manakambana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21