Teny iditra |
manakaka
(kaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manisy kaka [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To insert a wedge in or under [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Caler, consolider avec un coin [1.3]
|
| Caler [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny |
manakaka |
Ny lasa |
nanakaka |
Ny hoavy |
hanakaka |
Filaza mandidy |
manakakà |
|
|
Teny iditra |
manakakà
(kaka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakaka
|
|
Teny iditra |
manakaka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Manofa vary [1.78]
|
| [Sihanaka, Tambahoaka]
[ mañakaka ] Manofa vary, ets. [1.78]
|
Tovy hevitra | |
|