|
|
|
|

Teny iditra1  manaiky befahatany
Singan-teny  2 manaiky, 3 be, 4 fahatany
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 manaiky izay lazaina aminy, tsy ampiheverana fa an-jamba fotsiny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to agree blindly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 consentir aveuglément [1.8]
Tsipelina hafa  9 maneky befahatany
Tovy hevitra  10 manaiky ambony ihany, manaiky be

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02