|
|
|
|

248 Xanagrams=manaikitra|manatikira +manati-kira|miantraika +miantraika|mitakarina +mitakarìna, mitakarina|=
248 entries=1|manaikitra#mg.av=
248 Xcompounds=1|Xexpnyms=1=
248 Xexpnyms=1|manaikimolotra#mg.ex+manaiki-molotra=
248 Xproverbs=manaikitra=
248 analogs=mamazana+|manakarepoka+|manakaretoka+|manaketoka+|manatandra+|mandramatra+|mandramatra+|mandrambo+|mandriatra+|mandrovitra+|mikaretoka+|miketoka+=
248 en=1.7`to bite, to cause pain=
248 fr=1.8`mordre; piquer, faire mal=
248 mg=1.1`Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo`Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra`Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay`Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao`Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ`Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao=
248 morpho=3morpre=manaikitra!+manaikitra|4morpas=nanaikitra?+nanaikitra|5morfut=hanaikitra?+hanaikitra|6morimp=manaikera?+manaikera=
248 note=ndx.en=bite (to), cause pain (to)|ndx.fr=mordre, piquer, faire mal|=
248 root=kaikitra#mg.n+kaikitra+kaikitra+=
248 spellUnder=manaikitra+manaikitra+=
248 syntax=av=
248 xmpl=2.528#=manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany!`2.313#=ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka.=
262 gCurrentWordUnderlined=manaikitra=
Teny iditra 1  manaikitra
Fototeny  2 kaikitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miketoka, mamely amin' ny nify: Avy hatrany dia manaikitra io alika io fa tandremo
5 Manindrona: Manaikitra ny moka amin' ny fahavaratra
6 Masiaka amin' ny lanilany: Manaikitra ny sakay
7 Maharary: Manaikitra ny kiraro fa vao
8 Mihinana, mahazo tsara, miraikitra tsara: Tsy manaikitra itỳ tandra itỳ ~ Tsy manaikitra tsara ny loko natao tamin' itỳ lamba itỳ
9 Masiaka, sarotiny, tsy azo hatonina: Manaikitra ny lehibenay fa aza mitsiditsidika any am-piasanay any ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to bite, to cause pain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 mordre; piquer, faire mal [1.8]
Ohatra  12  manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528#]
13  ny manetoka dia manaikitra mafy sady tampoka. [2.313#]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Mpanahaka  18  mamazana, 19  manakarepoka, 20  manakaretoka, 21  manaketoka, 22  manatandra, 23  mandramatra, 24  mandramatra, 25  mandrambo, 26  mandriatra, 27  mandrovitra, 28  mikaretoka, 29  miketoka
Fikambanana  30  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how manaikitra
Ohabolana  31  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manaikitra, 32 manati-kira, 33 miantraika, 34 mitakarìna, mitakarina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19