|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manaika
Fototeny  2 aika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manery, manao izay hampikitroka: Iza no nanaika ireto tofo tanimanga ireto.
5 Miantso (olona maro) ho vory: Ny mahaloza azy dia aisy basivava nanaika fokonolona (Emilson D. Andriamalala).
6 Miantso, maka: Raha bainga no hanehana mpamadika, dia izahay no fiantso (Kabary am-panambadiana). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to collect others, to cause to assemble, to cause to come together in close proximity.. [1.2]
Ohatra  8  manaika ireo namany hitaom-pary an-tsarety Rainitoandro ka manampinampy azy amin' izany I Katy sy I Lidy zanany [2.470#]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 manaika loza

Teny iditra (2/2)14  manaika
Fototeny  15 haika
Sokajin-teny  16  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
[mañaika] 17 mihantsy. [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  18 same as mihaika. [Provincial] [1.2]

Fivaditsoratra  19 kiamana, 20 makiana, 21 manaika, 22 maniaka, 23 miakana, 24 mianaka, 25 Namakia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09