|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  managororoana
Fototeny  2 gororoana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampidina rano misy feo manao hoe "gorrr" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pour upon. [1.2]
6 to pour out a liquid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 verser un liquide avec bruit [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Voambolana  12  Feo

Teny iditra (2/2)13  managororoàna
Fototeny  14 gororoana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managororoana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  managororoàna, managororoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21