|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  managadra
Fototeny  2 gadra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamatotra amin' ny gadra, mampiditra an-tranomaizina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 same as mangadra [1.2]
6 to put into chains, to imprison [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 mettre aux fers [1.3, 1.8]
8 attacher [1.3]
9 emprisonner [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14 mangadra

Teny iditra (2/2)15  managadrà
Fototeny  16 gadra
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao managadra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  managadrà, managadra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21