|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manafintohina
Fototeny  2 tafintohina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao izay mahatezitra: Manafintohina mihitsy io zaza io
5 Manao toetra tsy mendrika kamitarika ny hafa hanao toy izany: Loza ho an' izay manafintohina ny zaza madinika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to trip; to give offense [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 faire broncher, faire trébucher, faire faire un faux pas
8 scandaliser, irriter [1.3]
9 faire broncher; scandaliser [1.8]
Ohatra  10  Tsy sahy anefa, sao manafintohina olona. [2.4#]
11  Tsy hanao fitafiana elatr' angidina manafintohina. [1.262#]
12  Tsy mahalala tsy tiana fa misisitsisika manafintohina. [2.643#]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)17  manafintohìna
Fototeny  18 tafintohina
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafintohina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manafintohìna, manafintohina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21