|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manafaingana |
| Fototeny | 2 faingana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to hasten
[1.2, 1.7] 6 to hurry, to make to be quick. [1.2] 7 to hurry along [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 hâter, accélérer
[1.3#139, 1.8] 9 faire hâter, presser, faire aller vite [1.3#139] |
| Ohatra |
10 Ny raharahan' ny Solontenam-panjakana dia manaramaso ny ankizy raha misy tsy mianatra sy manafaingana ny ianorenan-tSekoly.
[2.649#]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 16 manafaingàna |
| Fototeny | 17 faingana |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manafaingana [Fitanisana] |
| Fivaditsoratra | manafaingana, manafaingàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|