|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manadoladola
Fototeny  2 doladola
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiraika, mampirona miankavia miankavanana: Manadoladola loha mandrakariva io zaza io rehefa mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to wag the head as in dancing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 balancer la tête comme en dansant [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  manadoladolà
Fototeny  12 doladola
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadoladola [Fitanisana]

Fivaditsoratra  manadoladola, manadoladolà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21