|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mampitony
Fototeny  2 tony
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manalefaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 amortir [1.13]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Teny iditra (2/2)10  mampitony
Fototeny  11 tony
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mampihena ny vaikan'ny hery iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  14 to calm, to quiet, to pacify [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 calmer, apaiser [1.8, 1.13]
Ohatra  16  Fahendrena lehibe nentin-drazana koa io: mampisokatra ny fon'ny mpihaino avy hatrany, na mampitony ny fony saika nitroatra. [2.298#]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :
Voambolana  20  Filôzôfia

Fivaditsoratra  mampitony, 21 manimpito, 22 mpitomany

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12