|
|
|
|

248 entries=1|mampihoronkoditra#mg.ex=
248 elements=mampihoro#mg.av+mampihoro|hoditra#mg.n+hoditra=
248 fr=3.1.fr`donner la chair de poule=
248 note=ndx.en=|ndx.fr=chair de poule (donner)|=
248 spellUnder=mampihoron-koditra+mampihoron-koditra+=
248 syntax=ex=
248 xmpl=2.895#115=Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra.`2.471#71=Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina.`2.285#108=Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo?=
262 gCurrentWordUnderlined=mampihoron-koditra=
Teny iditra 1  mampihoron-koditra
Singan-teny  2 mampihoro, 3 hoditra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 donner la chair de poule [3.1]
Ohatra  6  Nanonofy ratsy indray izy dia nofy faran'izay mampihoron-koditra indrindra. [2.895#115]
7  Feo mampatahotra sy mampihoron-koditra no antsain' ny zava-boahary ao anatin' ny alina. [2.471#71]
8  Ary moa tsy mampihoron-koditra ve ny mijery tovolahy, vao vaky maso, nefa mianjonanjona amin' ny fotsy volo? [2.285#108]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26