|
|
|
|

Teny iditra 1  mampiely
Fototeny  2 ely
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  4 to scatter, to distribute ;
5 ampielèzina [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 disséminer, propager [1.8]
Ohatra  7  nampiahiahy ny Mpanjaka koa ireto Vazaha misionera mandany mondron-kely sy vola amin-karena be dia be miasa mampiely ny fivavahany. [2.508#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mampiely

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26